• Alatsinainy 14 Febroary 2011
Politique.Andry Rajoelina Mangalatra “départ”

«Mbola tetezamita fa efa betsaka ny asa vitantsika, efa maro ny tetikasantsika hatomboka. Niaiky antsika koa ny Banky Iraisam-pirenena nandritra ny tatitra nataony fa vofehintsika ny volam-panjakana noho ny fitsitsiana sy ny fanaraha-maso natao, mainka izany raha tsy tetezamita. Ho hitantsika tsy ho ela ny tohiny».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2011
Politique.Tiako i Madagasikara Manomboka manetsiketsika ny fototra

Voaporofon’ny boriborintany faha-III eto Antananarivo Renivohitra tamin’ny lanonam-pifampiarahabana nahatratra ny taona 2011 tamin’ny sabotsy teo, tetsy Ampandrana, fa velona ary manana ny maha izy azy ny antoko Tiako i Madagasikara miaraka amin’ny Filoha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2011
Politique.Ampamoakan’ny Pr Zafy Ho avy indray ny manaraka

Tsy mbola nisy ny valin-kafatra mazava avy amin’ny mpitondra ankehitriny mikasika ny ampamoaka sy ilay taratasy misokatra nataon’ny profesora Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2011
Politique.Tonton Ambroise “Ravao ny FAT !”

Manamafy hatrany ny tsy maintsy hamerenana ny ara-dalàna eto amin’ny tany sy ny fanjakana i Ambroise Ravonison na Tonton Ambroise ary manitrikitrika fa mbola fitantanan’ankolafy tokana ahitana soritry ny fanjakazakana sy ny didy jadona no misy eto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Febroary 2011
Politique.Dr Ratsimamanga Ralandison Justin “Ny fifidianana no antoka ny fivahan’ny krizy”

Efa vita lasitra tahaka ny valim-panontanian’ny mpikambana rehetra ao amin’ny FAT rehefa miresaka raharaham-pirenena ny an-dry zareo ao amin’ny Antoko politika Ame (Antoko Miombon’Ezaka). Izay anontaniana amin’ny iray dia ho heno any amin’ny hafa (toy ny zavatra voarakitra an-kapila manjelatra). Resadresaka tamin’ny Dr Ratsimamanga Ralandison Justin, mpikamba ao amin’ny birao politikan’ny antoko.

Hamaky ny tohiny
FTT