• Alarobia 16 Febroary 2011
Politique.Fandaminana ny krizy Ho avy i Dada …

Nihazakazaka ny fielin’ity vaovao ity omaly, na efa tamin’ny sabotsy 12 febroary 2011 nandritra ny Asaramanitry ny Tiako I Madagasikara ao amin’ny Boriborintany faha-3 tao Ampandrana no re na tsy nivantana aza ny filazana fa ho avy Ramose.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Febroary 2011
Politique.Raharinaivo Andrianatoandro Ataon’i Andry Rajoelina hisarihana mpifidy

«Efa tena fanomanana fifidianana ny fiarahan’ingahy Raharivaino sy i Andry Rajoelina. Ilay nambara ho atidohan’ny mpametraka baomba indray ity no lasa mpiaro sy mpihoby ny FAT ankehitriny ary manakiana mafy ireo Ankolafy Telo».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Febroary 2011
Politique.TIM Ravalomanana Ny tenierana ihany !

Tsy tokony hiroaroa saina amin’ny fandalovan’ny solontenan’ny OIF eto Madagasikara ankehitriny ny vahoaka, hoy ry zareo ao amin’ny birao politikan’ny antoko Tiako i Madagasikara mivory tsy tapaka ao amin’ny foiben-toerany ao Bel’Air.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2011
Politique.Fivorian’ny Parlemanta Kaontin’ny vita hatreo !

Olona vinitra, miady saina … Izany indray no hita soritra amin’ny endrik’ireo mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny Tetezamita eny Tsimbazaza tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2011
Politique.Raharaha Madagasikara Ho fantatra anio ny hevitry ny Troïka SADC

Vaovao mikasika ny hanitsiana ilay sori-dalan’i Simao no nanombohan’ny Révérend Ndrianalijohn ny kabariny teny amin’ny Magro Behoririka omaly alatsinainy 14 febroary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2011
Politique.Zanak’i Sud Est Lasibatra koa ny Ministra Mandehatsara

Taorian’ny lietna-kolonely Andrianasoavina Charles, ny ministra Noelson William dia fantatra fa miala any ihany koa amin’izao fotoana izao ny fanalana ny ministry ny Jono sy ny harena an-dranomasina, Mandehatsara Georget, ary dia efa andrasana kendritohina fotsiny izy amin’izany.

Hamaky ny tohiny
FTT