- Talata 15 Febroary 2011
Politique.Famahana ny krizy Mitsangana any Eoropa ny CCRR
Nijoro tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy 12 febroary lasa teo tany Bangeux, Frantsa ary namoaka fanambarana momba ny raharaha eto Madagasikara ny CCRR (Cercle de Concertation pour la Refondation Républicaine), kazarana sehatra ifanakalozan-kevitra ho amin’ny fanorenana fototra vaovao mafy orina ho an’ny Repoblika.
Hamaky ny tohiny
