Politique

Ankolafy Ravalomanana Toamasina Tsy maintsy mandresy ny marina !


  • Zoma 11 Febroary 2011


«Tsy maintsy mandresy ny marina, na vava basy sy fampihorohoroana amin’ny fanagadrana aza no setrin’ny fitakiana hisian’ny fitoniana ara-politika izay efa mihoatra ny zakan’ny vahoaka ny zava-misy ankehitriny». Izay no nambaran’ny ankolafy Ravalomanana Toamasina, entiny hiarahabana an-dry Fetison sy pastera Edouard ary Zafilahy, taorian’ny «valim-pitsarana fanafahana arahana fepetra ho fampanginam-bava ireny». «Ny tonga miaraka dia fanombohana, fa ny miasa miaraka no fahombiazana», hoy hatrany ireo namarana ny firariantsoa nataony.

 Rakoutou
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT