- Alakamisy 10 Febroary 2011
Politique.Sori-dalana vakiraoka ny an’i Simao Handrafitra vaovao ny SADC
Herinandro katroka anio alakamisy no nialan’ilay diplaomaty mozambikana, Dr Leonardo Simao, teto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyHerinandro katroka anio alakamisy no nialan’ilay diplaomaty mozambikana, Dr Leonardo Simao, teto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyManomana mafy mitady ny hirika rehetra ahafahan’ny amiraly hiverina an-tanindrazana amin’izao fotoana izao ny ankolafy Ratsiraka.
Hamaky ny tohinyTia Tanindrazana. Antoko vaovao hanova ny tontolo politika eto Madagasikara indray io.
Hamaky ny tohinyManao tohivakana ny fanehoan-kevitra politika, manoloana fivoaran’ny toe-draharaham-pirenena.
Hamaky ny tohinyAmbohipihaonan’ireo mpanao politika avy ao amin’ny Escopol tetsy Ambatoroka omaly tolakandro. Tohin’ny fivoriana efa natomboka ny alatsinainy izany mba handravonana ny disadisa anatiny ka niteraka ny fivakisan’ity vondrona ity.
Hamaky ny tohinyAnio no hivoaka ny didim-pitsarana mahakasika ny raharaha mahavoarohirohy an’i Fetison Rakoto Andrianirina, Zafilahy Stanislas sy ny pasitera Edouard Tsarahame.
Hamaky ny tohiny