- Alakamisy 17 Febroary 2011
Politique.Manandafy Rakotonirina Nanamafy fa ho avy ny Filoha Ravalomanana
“Tena ho avy ny Filoha Ravalomanana fa tsy lainga araka ny fiheveran’ny sasany azy”, hoy i Manandafy Rakotonirina teny Bel’Air omaly. Izy tenany mihitsy anio alakamisy 17 febroary no hilaza izany mivantana amin’ny alalan’ny fitafatafana amin’ny mpanao gazety mivantana an-telefaonina.
Hamaky ny tohiny
