- Zoma 18 Febroary 2011
Politique.Hitsena ny filoha Ravalomanana Anio dia efa hiainga ireo zanak’i Dada Toamasina
Tsy nataon’ny Tiako I Madagasikara Toamasina sy ny ankolafy Ravalomanana ary ireo ankolafy roa (Ratsiraka sy Zafy) ambanin-javatra, ny fanambaran’ny filoha Ravalomanana ny hiverenany an-tanindrazana, hamarana ny krizy ao anatin’ny fifampidinihana mivantana eo amin’ny samy Malagasy.
Hamaky ny tohiny
