- Talata 03 Mey 2011
Politique.Kongresin’ny Tetezamita Tsy antonona mpivory ny efitrano etsy Tsimbazaza
Hanomboka anio 3 mey, talata voalohany amin’ny volana mey araka ny voalazan’ny lalàna manankery, ny fivoriana ara-potoanan’ny rafitra mpanao lalàna roa tonta (ny filankevitra ambonin’ny tetezamita sy ny kongresin’ny tetezamita).
Hamaky ny tohiny
