• Alarobia 04 Mey 2011
Politique.Tolagnaro Hidina an-dalambe ny vahoaka

Mafanafana indray ny tontolo politika ao Tolagnaro, renivohitry ny Faritra Anôsy. Manenjana ny fitakiany amin’ny fanesorana amin’ny toerany ny lehiben’ny Faritra, Randriantefiarison Guillaume Vénance, mantsy ireo mpikambana ao amin’ny FA.MI.ZO. (FAradofay MItaky ny ZOny).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Mey 2011
Politique.Paul Rabary Aleo foanana ny CT sy ny CST …

Ho an’i Paul Rabary, mpandinika ny fiarahamonina, dia tsy tokony homena karama mihitsy ny mpikambana ao amin’ny Kongresy sy ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita izay olom-boatendry fa tsy olom-boafidy, ary tokony hanaiky izany fanapahan-kevitra izany izy ireo raha tena tia tanindrazana marina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Mey 2011
Politique.Fikambanana Otrikafo Hamoaka sori-dalana vaovao

Hisy ny drafitra vaovao havoakan’ny Otrikafo izay tarihan-dRajaonah Andrianjaka ny sabotsy ho avy izao, fotoana hanaovan’ny fikambanana fivoriambe ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Mey 2011
Politique.CAPSAT Soanierana Hentitra ny fiambenana an-dRajoelina omaly

Toerana mirakitra tantara ny CAPSAT, ary azo lazaina fa nahaterahan’izao Fahefana avon’ny tetezamita tarihin’i Andry Rajoelina izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Mey 2011
Politique.Antoko MMM Hanangana kaoperativa hitsinjovana ireo mpikambana

Hanangana kaoperativa hitsinjovana ireo mpikambana ao aminy ato ho ato ny antoko MMM (Malagasy Mivondrona Mitolona) tarihan’ny filohany, Randriambaomahova Max Halvarie.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Mey 2011
Politique.Fa inona no mitranga ? Tonga Rajoelina, lasa i Vital

May volon-tratra ary hita ho tsy mahatombina mihitsy ireo mpitondra ambony ao amin’ny Fahefana avon’ny tetezamita arakaraka ny maha antomotra ny datin’ny 20 mey, hisian’ny fivoriana tsy ara-potoana

Hamaky ny tohiny
FTT