Politique

Magro Behoririka Mbola hanan-tantara ity volana mey ity


  • Talata 03 Mey 2011


 Samy nanamarika ny herijika hoentin’ny volana mey ny ankamaroan’ireo nandaha-teny tetsy amin’ny Kianjan’i Magro Behoririka omaly. Mila tolokevitra avy any amin’ny vahoaka ny mpitarika hanamafisana ny tolona ary hanafaganana azy, hoy ny Pasitera Edouard Tsarahame. Tantara mety hanova ny fanaovana politika eto Madagasikara no ho tonga manodidina io 20 mey io ary efa mangetaheta hahita ilay tetezamita tena izy ny Malagasy.

Na inona na inona fihantsiana antsika dia ny fahendrena nitaizana antsika ihany no asehontsika, hoy ny Depiote Henri Victor. Oviana no nisy COMESA hamatsy fifidianana, hoy ny fanontaniany. Mihetsika daholo ny sokajin’olona : Ankatso, Vontovorona, mpiasa, mpivarotra… fa mbola hendry ny Malagasy ary miaritra ny mafy fa rehefa tezitra ireo dia ho sahirana izay mpitondra, indrindra fa ny mpanongam-panjakana. Fiovana ny volana Mey ary tsy maintsy mandresy, hoy i Olivier Rakotovazaha.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT