- Alatsinainy 02 Mey 2011
Politique.Marc Ravalomanana «Tsy miomana akory isika, dia efa misy mipararetra»
Niditra nivantana an-tariby, niainga avy any Afrika Atsimo, ny filoha Ravalomanana ny sabotsy 30 aprily teo nandritra ny hetsiky ny ankolafy telo tao Behoririka, hetsika noraisin’ny Tiako i Madagasikara Analamanga an-tanana ny fikarakarana azy.
Hamaky ny tohiny
