- Alakamisy 05 Mey 2011
Politique.Ankolafy telo Hanao rodobe eny Andranomena
Miova ny endriky ny tolona amin’ny herinandro ambony, hoy ny Senatera Jean Louis Rakotoamboa teny amin’ny Kianjan’ny finoana Magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohinyMiova ny endriky ny tolona amin’ny herinandro ambony, hoy ny Senatera Jean Louis Rakotoamboa teny amin’ny Kianjan’ny finoana Magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohinySambany izao no nisy namaky bantsilana ny asa ratsy vitany ireo mpangalatr’omby.
Hamaky ny tohinyVao maraina dia efa nanao rodobe teny Ankatso, niatrana taty am-pidirana amin’ny ilany andrefana amin’ny faritry ny oniversite ny miaramilan’ny Emmo-Reg, omaly.
Hamaky ny tohinyNosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly talata 3 mey ny fivoriana ara-potoana voalohany an’ireo rafitra roa mpanao lalàna ao anatin’izao tetezamitan’ny FAT izao dia ny Filankevitra Ambonin’ny tetezamita sy ny Kongresin’ny tetezamita.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Voaresaka tao amin’ny Magro Behoririka ihany koa ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety omaly.
Hamaky ny tohiny