• Alarobia 18 Mey 2011
Politique.HPM (Zafy Albert) Tsy manantena zavatra betsaka amin’ny fivorian’ny SADC

“Tohizana ny Rodoben’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana, ny fifampidinihana eo amin’ny samy Malagasy, ny fampihavanam-pirenena”, hoy ny Dr Randrimiandrisoa Joseph, avy ao amin’ny Hery Politika Mitambatra (HPM) miara-dia amin’ny Pr Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2011
Politique.Lalatiana Ravololomanana “Dingana fa tsy tanjona ny fankatoavana iraisam-pirenena”

Niova famindra i Andry Rajoelina, filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita (FAT) tao anatin’ny roa volana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2011
Politique.Rodobe Hihazo an’Anosy anio

Ho ambohipihaonan’ny Rodoben’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana eny Anosy amin’ity alarobia 18 mey ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2011
Politique.Marc Ravalomanana Hody amin’izay !

Izay fanapahan-keviny no sisa na hiverina amin’izay na mbola hiandry fa dia efa afaka mody an-tanindrazana ny filoha Marc Ravalomanana sy ny ankohonany, rehefa nanao sesitany ny tenany atsy Afrika Atsimo, nabomboka ny 17 martsa 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2011
Politique.Raharaha “Marais Masay” Nangina tanteraka …

Mitarazoka ny fahitan’ny mpanara-baovao ilay raharaha fanapoahana baomba nikendry ny fiaran’ny filohan’ny tetezamita teny amin’ny Marais Masay.

Hamaky ny tohiny
FTT