• Alakamisy 19 Mey 2011
Politique.Magro Antsirabe Mitohy ny tolona !

Mafana isan’andro amin’izao ny hetsika ataon’ny zanak’i Dada ao amin’ny Magro Avaratsena Antsirabe mandra-pahatonga ny datin’ny 20 mey 2011 izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Mey 2011
Politique.Hetsika rodobe “Tsy mijanona io !”

Raikitra ! Tsy nihemotra tamin’ny teny nataony tao amin’ny Magro Behoririka ny talata 17 mey teo ireo mpanao politika mpitarika ao amin’ny Rodoben’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana fa dia tonga teny Anosy tokoa omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Mey 2011
Politique.Rajoelina tany Torkia Nokianin’i Louis Michel

Hanomboka rahampitso ny fihaonana hataon’ireo filoham-pirenena eo anivon’ny Sadc.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2011
Politique.Antoko FAFI Hiatrika fifidianana eo ambany elatry ny UDR Fanovana

“Tsy misy afaka hitondra samirery eto fa efa izay no nahavoa ny teo aloha”, hoy i Naivo Raholdina, filoha nasionalin’ny Antoko FAFI.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2011
Politique.James Ratsima Mila mihaona Ravalomanana sy Rajoelina

Ho an’ny antoko Fihavanantsika tahaka ny nambaran’ny sekretera jeneraliny, James Ratsima dia tsy tokony hihazakazaka sy hisisika hanao fifidianana ao anatin’ny fotoana faran’izay haingana ny fitondrana tetezamita satria tsy hamaha ny krizy mihitsy izany fa mety vao mainka aza hampitombo ny fahasahiranana sy ny savorovoro politika.

Hamaky ny tohiny
FTT