• Talata 17 Mey 2011
Politique.Randrianantoanina dit Jean Biya Nahafa-po ny fanazavan’Atoa Honoré Rakotomanana

Anio talata 17 mey indray ry zareo ao amin’ny vaomieran’ny fampihavanam-pirenena sy famontsoran-keloka no hiverina hivory ao anatin’ny asam-baomiera eny Tsimbazaza ka hanapa-kevitra ny amin’ny tolo-dalàna mikasika ny CFM (Conseil du Fampihavanana Malagasy) rehefa nanomboka izany tamin’ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Mey 2011
Politique.Ankolafy 3 Misy hitady hivily…

Anisan’ny tanjon’ny Ankolafy 3 ny fiverenan’ireo nanao sesitany ny tenany any ivelany noho ny antony ara-politika, ny fivoahan’ireo gadra politika sy ny tetezamita iaraha-mitantana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Mey 2011
Politique.Fifidianana, amnistia … Aza mamilivily resaka !

Miteraka resabe eo amin’ny tontolo politika malagasy ny tenin’ny filohan’ny Fahefana avon’ny tetezamita tao amin’ny fahitalavitra vahiny TV5 Monde, ny faran’ny herinandro teo nialoha ny niverenany eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Mey 2011
Politique.Magro Antsirabe Tsy nandaitra ny tsaho, nafana ny hetsiky ny zanak’i Dada

Nafana tanteraka ny hetsika tao amin’ny Magro Avaratsena Antsirabe ny sabotsy 14 mey 2011 lasa teo na dia nisy aza ny tsaho ninian’ny sasany naely fa hisy ny korontana ka nahatonga ireo mpitandro filaminana avy amin’ny Emmo-Reg ho tonga maro be ny vao maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Mey 2011
Politique.MDM Fifidianana eken’ny rehetra ihany !

Mihevita ny vovonana Mientana ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara na ny MDM fa mety hiteraka krizy vaovao hafa indray ny fanatontosana ireo karazana fifidianana eto amin’ny firenena raha atao an-kamehana sy tsy am-piheverana tsara.

Hamaky ny tohiny
FTT