Politique

HPM (Zafy Albert) Tsy manantena zavatra betsaka amin地y fivorian地y SADC


  • Alarobia 18 Mey 2011

典ohizana ny Rodoben地y Malagasy ho an地y Tanindrazana, ny fifampidinihana eo amin地y samy Malagasy, ny fampihavanam-pirenena�, hoy ny Dr Randrimiandrisoa Joseph, avy ao amin地y Hery Politika Mitambatra (HPM) miara-dia amin地y Pr Zafy Albert.

 Raha ny fahitan’izy ireo ny resaky ny filohan’ny FAT teny am-pahatongavana avy any Torkia, dia tsy nisy vahaolana nentina mihitsy manoloana izao krizy izao. Zavatra telo, hoy ihany ny Dr Joseph no tsikaritra tamin’ny resaka nataon’i Andry Rajoelina dia ny filazany fa faly ny tenany tamin’ny fandraisan’ny filoha Tiorka azy tany. Nanome tsiny ny firenen-dehibe koa i Andry Rajoelina ho nanao mizana tsindrian’ila ary dia nanome tsiny ny vahoaka Malagasy. Tsy noresahany mihitsy, hoy ny Dr Randrimiandrisoa Joseph ny foto-diany tany Frantsa. Ankoatra izay, dia nambaran’ny HPM fa dia diso hevitra ny FAT raha manantena zavatra betsaka amin’ny fivorian’ny SADC. Efa fantatra, hoy izy ny hevitry ny SADC ka dia tsy manantena zavatra inona loatra.

Nangonin’i Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN窶儂Y
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

ツォ Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben窶冢y tanテ�na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT