• Zoma 20 Mey 2011
Politique.Rabeharisoa Saraha Georget “Ny Maitso dia mitaky hatrany ny mangarahara”

Tafaverina an-tanindrazana ny alarobia alina teo ny filohan’ny antoko Maitso Hasin’i Madagasikara, Saraha Georget Rabeharisoa, rehefa nanatanteraka dia arahin’asa nandritra ny hafoloana, ka nitetezany firenena eoropeanina maromaro sy nihaonany tamina tompon’andraikitra ambony samihafa. Nisy ny dinika manokana nifanaovan’ny Tia Tanindrazana taminy, araka izao manaraka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Mey 2011
Politique.Kolo Roland Mila fanamboarana haingana ny antoko AREMA

Hiatrika raharaha sarotra isika fa tsy milamina ny toe-draharaha eto amin’ny firenena ankehitriny, hoy ny senatera Arema, Kolo Roland.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Mey 2011
Politique.Manoela sy Pasitera Edouard Rahonana hosamborina mba hangina

Efa ho roa andro izao no nandeha ny feo fa hosamborina ny pasitera Edouard sy Manoela.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Mey 2011
Politique.Toamasina II Mifaninana ny TGV sy ny MTS

Mifaninana manao fitetezam-paritra ireo antoko politika mihevitra ny handrotsaka olona amin’ity fifidianana ambara lava fa hatao ato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Mey 2011
Politique.Dr Rakotovahiny Emmanuel “Tsy misy fitondrana izany eto !”

Natomboka ary tsy maintsy hitohy ny hetsiky ny “Rodoben’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana», araka ny nambaran’ny Praiministra teo aloha, Dr Rakotovahiny Emmanuel lehiben’ny delegasion’ny ankolafy Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Mey 2011
Politique.Eduardo dos Santos, Andry Rajoelina Nirava mangina ny fihaonany tany Luanda

Noraisin’ny filohan’ny Repoblikan’i Angola, José Eduardo dos Santos i Andry Rajoelina, filohan’ny Fahefana avon’ny tetezamita, omaly alarobia 18 mey.

Hamaky ny tohiny
FTT