• Alarobia 18 Mey 2011
Politique.Dr Rakotomalala Nirina Tokony hifona amin’ny Malagasy ireo mpanao politika

“Ireo mpanao politika no tena olana eto. Tonga dia mifampirafy ary mifampitondra toy ny mpifahavalo. Mampijaly ny vahoaka izy ireo. Tokony hifona ampahibemaso amin’ny Vahoaka ireo mpanao politika ireo satria sosotra amin’izy ireo ny Vahoaka izay natao tohatra fiakarana fotsiny hatramin’izay”, araka ny fahitan’ny Dr Rakotomalala Nirina, mpitarika ny Tiako i Madagasikara Alemana taloha

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Mey 2011
Politique.Fivorian’ny SADC Ahiana ho foana !

Mandeha ny feo fa dia ahiana ho foana ilay fivoriambe tsy ara-potoanan’ireo filoham-pirenena mpikambana ao amin’ny vondrona SADC izay kasaina hatao ny 20 mey izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Mey 2011
Politique.Ralaiseheno Guy Maxime Hoentina aiza ity firenentsika ity?

Ny amin’ny fidirany kianja ao amin’ny Magro Behoririka, ny fifidianana ho avy, ny raharaham-pirenena amin’ny akapobeny, nisy ny dinika nifanaovan’ny Tia Tanindrazana tamin’i Guy Maxime Ralaiseheno, Ben’ny tanànan’Ankaraobato sady filohan’ny Fikambanan’ny Ben’ny Tanàna eto Madagasikara. Dinidinika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Mey 2011
Politique.Tetiandrom-pifidianana Hisy indray ny dinika politika vaovao

Raha ny firesak’i Andry Rajoelina tamin’ny fahatongavany avy any Eoropa no dinihana dia tsy maintsy hisy indray izany ato ho ato ny kazarana fihaonambe hamaritana ny daty hifanarahan’ny ankolafy rehetra fa hanaovana ny fifidianana, sy hijerena ihany koa ny fifidianana halefa mialoha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Mey 2011
Politique.Mihetsika ny FAT Miala any ny paikady hampisarahana ny Ankolafy 3 ?

Taorian’ny fiverenan’i Andry Rajoelina, filohan’ny FAT tamin’ny diany tany Torkia sy Frantsa dia maro ny zavatra miova tsikelikely eo amin’ny tontolo politika sy ny fomba famahana ny krizy.

Hamaky ny tohiny
FTT