• Alatsinainy 20 Jona 2011
Politique.Marc Ravalomanana Vonona hiatrika ny safidim-bahoaka

Niditra nivantana tamin’ny antso an-tariby nandritra ny hetsiky ny Rodoben’ny Malagasy ho an’ny tanindrazana tao amin’ny Magro Behoririka ny filoha Marc Ravalomanana, ny sabotsy 18 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jona 2011
Politique.Manakara Nahazo “tefa-tsofina” ireo namadika an-dRavalo

Nanararaotra ny diany tao Manakara ka dia nitafa tamin’ireo mpikambana ao amin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) ao an-toerana i VyVato Rakotovao, minisitry ny fambolena ao amin’ny governemanta Camille Vital, ny sabotsy 18 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jona 2011
Politique.Tsiroanomandidy - Bongolava Tany fady ho an’i Andry Rajoelina ?

27 volana teo amin’ny fitantanana an’i Madagasikara izao i Andry Nirina Rajoelina. Maro ihany ny tanàna sy faritra nalehany na notsidihiny na nandehanany mba hialana sasatra, fa tsy mbola nandingana an’i Tsiroanomandidy na i Bongolava ny tenany nandritra io fe-potoana io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jona 2011
Politique.Yves Aimé Rakotoarison Hanangana antoko vaovao ?

Nanatanteraka fivoriambe ny elatry ny antoko TIM miara-dia amin’i Yves Aimé Rakotoarison ny zoma 17 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jona 2011
Politique.Andry Rajoelina Mandroso maty raibe, mihemotra maty renibe !

Raha ny fahitana ny zava-mitranga nifanesisesy taorian’ny fanambaran’ny SADC izay dia hita fa ao anatin’ny fahasahiranana tanteraka ny mpitondra tetezamita, indrindra moa fa i Andry Rajoelina izay nanambara fa tsy te hahalala izany fanitsiana ny sori-dalana izany ny tenany sy ny FAT fa ilay natao rangopohy tamin’ny 9 martsa teny Ivato ihany no izy ary hotohizana ny lalana.

Hamaky ny tohiny
FTT