Politique
- Zoma 17 Jona 2011
Politique.Rodoben’ny Malagasy ho an’ny tanindrazana Hanova fomba fiasa hanohizana ny tolona
Hanatanteraka fihaonambe ao amin’ny foiben-toeran’ny Ankolafy Ravalomanana, ao Bel’Air, ireo lehiben’antoko politika sy mpitarika fikambanana, mivondrona eo anivon’ny Rodoben’ny Malagasy ho an’ny tanindrazana, tarihin’ny Pr Zafy Albert, anio maraina.
Hamaky ny tohiny
