- Talata 21 Jona 2011
Politique.Tsy aritra Vavaka mihambahamba !
Mba somary nanaitra ny maro ihany ny fihetsiketsehan’ny mpitondra ao amin’ny FAT tamin’ny fanombohana ny fankalazana ny fetim-pirenena satria tamin’ny alalan’ny hetsika ara-pivavahana goavana teny amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina no nanaovana izany nandritra ny ora dimy be izao.
Hamaky ny tohiny
