• Alakamisy 16 Jona 2011
Politique.Manandafy Rakotonirina ”Mila alamina ny miaramila !”

Niteraka resabe ny fanambaran’ny foloalindahy ny talata 14 jona teo momba ny hevitr’izy ireo manoloana ny fanambaran’ny Sadc tany Sandton Afrika Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jona 2011
Politique.Marc Ravalomanana Ny tsiambaratelon’i Gaborone !

Nitafa naharitra tamin’ireo mpanao gazety Malagasy mbola tavela atsy Afrika Atsimo, ny filoha Marc Ravalomanana omaly, nitondrany ny heviny mikasika ny raharaham-pirenena, ny fizotry ny famahana ny krizy taorian’ireo fihaonana nisesy sy ny fanapahan-kevitra noraisin’ny SADC.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jona 2011
Politique.Foloalindahy Miala any indray ny fikomiana ?

Asa na fifandrifian-javatra fa nifanojo indrindra tamin’ny fivoriana tsy ara-potoan’ny SADC tany Sandton Afrika Atsimo mba handinihana ny famahana ny krizy eto Madagasikara sy atsy Zimbabwe dia niparitaka teto an-drenivohitra indray ny resaka fanonganam-panjakana sy fanafihana toby miaramila.

Hamaky ny tohiny
FTT