- Alarobia 22 Jona 2011
Politique.Rodoben’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana Nampitovy tandin-dokanga
Nampitovy tadin-dokanga tao amin’ny Hotel Carlton omaly ireo mpitarika ny Rodoben’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana tarihin’ny Profesora Zafy Albert, sy ireo mpiara-dia izay nahitana solontena maro avy amin’ny Faritany enina eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny
