Politique

Ankolafy telo Hikarakara fetin’ny fahaleovantena manokana


  • Talata 21 Jona 2011


Nanambara avy amin’ny hafatra teny an-kianjan’i Magro nentin’Atoa Ralaiseheno Guy Maxime omaly ny Ankolafy telo fa hikarakara fetin’ny fahaleovantena manokana ary hanao fangatahana amin’ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra ny amin’izany. Hamafiso ny vavaka, hoy izy, fa mahery sy mamaly antsika ny Tompo.
Mialoha izany aloha dia nambarany fa anio talata 21 jona antoandro dia hanao valandresaka arahina adihevitra ao amin’ny Carlton ny Rodoben’ny Malagasy ho an’ny tanindrazana, tarihin’ny Pr Zafy Albert. Araka ny fanazavan’i Manoela dia hanodidina ilay fanapahan-kevitry ny SADC tany Sandton ity famelabelarana anio ity.

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT