- Zoma 24 Jona 2011
Politique.Raveloson Constant “Hiova ny tetezamita !”
«Ny hametrapetrahana ny fombafomba hanatanterahana ny fodian’ny filoha Ravalomanana an-tanindrazana no dingana hatrehina manaraka izao», hoy Raveloson Constant.
Hamaky ny tohiny«Ny hametrapetrahana ny fombafomba hanatanterahana ny fodian’ny filoha Ravalomanana an-tanindrazana no dingana hatrehina manaraka izao», hoy Raveloson Constant.
Hamaky ny tohinyNanodidina ny resaka fahatongavan’ny iraky ny SADC, Dr Leonardo Simao eto Madagasikara ny kabary tao amin’ny Magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohinyEfa tena ao anatin’ny fanaovana politika avo lenta mifanaraka amin’ny zava-misy manerana izao tontolo izao ny eto Madagasikara raha ny fandinihan’ny mpanara-baovao azy, ary manana anjara andraikitra goavana ao anatin’izany ireo mpanelanelana.
Hamaky ny tohinyMbola miteraka resabe etsy sy eroa hatramin’izao ilay taratasy navoakan’ny Dr Salomao Sekretera mpanatanteraky ny Sadc ny 17 jona teo.
Hamaky ny tohinyTsy ekena ny resaka ankoatra ny tapaka tany Sandton, hoy i Tsianihy Sazalahy tetsy amin’ny Kianjan’i Magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohinyNifarana tao Lubumbashi ny 21 jona teo rehefa naharitra henemana ny fihaonana an-tampony faha-7 iraisan’i Afrika Atsimo sy Repoblika Demokratikan’i Congo (RDC), izay samy firenena mikambana eo anivon’ny SADC.
Hamaky ny tohiny