- Alakamisy 30 Jona 2011
Politique.Tiako I Madagasikara Manetsika ny fototra
Manomboka manetsika ireo mpikambana fototra ny antoko Tiako I Madagasikara (TIM) taorian’ny nivoahan’ny fanambarana nataon’ny SADC tatsy Sandton ny 12 jona teo, milaza fa dia miverina an-tanindrazana tsy misy fepetra ireo sesitany politika rehetra, anisan’izany ny filoha Marc Ravalomanana sady filoha mpanorina ny TIM, ary mandray anjara malalaka amin’ny raharaha politika eto.
Hamaky ny tohiny
