• Talata 28 Jona 2011
Politique.Fetim-pirenena samy naka ho azy Henatra sy fahafaham-baraka ho an’ny FAT

Tsy misy fiatoana fa nitohy omaly avy hatrany ny hetsiky ny Rodoben’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana ao amin’ny Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2011
Politique.Rakamisilahy Martial Nanamafy ny tsy hirotsahany hofidiana intsony

Nohamafisin’Atoa Rakamisilahy Martial, Lehiben’ny Faritra Vatovavy Fitovinany am-perinasa, izay efa nambarany teto amin’ny Tia Tanindrazana, fa tsy hilatsaka amin’izay mety ho fifidianana rehetra misy eto amin’ny firenena intsony izy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2011
Politique.Marc Ravalomanana Mampiomana ireo mpomba azy

Nafana sy niavaka tanteraka ny sabotsy 25 jona lasa teo, tao amin’ny Kianjan’ny Magro Avaratsena Antsirabe satria dia nifamotoana tao toy ny mahazatra ireo mpomba ny ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2011
Politique.Razanamahasoa Christine “Tsy nisy famafan-tsazy nomena”

Niteraka resabe omaly ary nanaitra ny minisitra tompon’andraikitra raha ny filazany ny fahitany ireo lahatsoratra nivoaka an-gazety omaly maraina mikasika ny fanambarana izay nataon’ny filohan’ny Fahefàna avon’ny tetezamita Andry Rajoelina teny Iavoloha nandritra ny fankalazana ny faha-51 taona nahazoan’i Madagasikara fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2011
Politique.Vehivavy TIM Miantso ny mpanao politika hifanatona ary hifanaraka

Manao ranolava ny fanehoan-kevitry ny olom-pirenena sy ireo fikambanana politika eo anatrehan’ny fikatsoan’ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
FTT