• Alakamisy 30 Jona 2011
Politique.Fianarantsoa Tsy afa-mitraka ny mpanohitra

Anisan’ny notakian’ireo izay tonga eo amin’ny fitondrana ankehitriny, telo taona lasa izay, ny fahalalahana miteny sy maneho hevitra na ankalamanjana io na amin’ny haino aman-jery, indrindra amin’ny haino aman-jerim-panjakana satria an’ny vahoaka io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Jona 2011
Politique.Fifidianana Malalaka ny lalan’ny TIM Manakara

Tahaka ireny hoe lasitra iray ireny ny kabarin’ireo mpitondra FAT manerana ny Nosy tamin’iny andron’ny 26 jona fetim-pirenena iny rehefa tonga eo amin’izay tsy maintsy hitenenana ny Filoha Marc Ravalomanana izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Jona 2011
Politique.Fikarakarana fifidianana Tsy matoky ny CENI i Andry Rajoelina ?

Niantso ny traikefan’ireo lehiben’ny distrika i Andry Rajoelina hanampiana ny CENI amin’ny fikarakarana fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Jona 2011
Politique.Hetsika politika Tsy nisy mpiraharaha ny Otrikafo

Nisafidy ny fidinana an-dalambe hanehoany ny heviny ny fikambanana Otrikafo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Jona 2011
Politique.Mpanohana an’i Andry Rajoelina Manomboka sahiran-tsaina koa

Mba sahiran-tsaina sy manomboka very fanahy mbola velona ihany koa, araka ny resaka nifanaovana tamin’ny ampahany tamin’izy ireo, ny olona tena nitolona sy nanohana an’i Andry Rajoelina tamin’ny 2008-2009 ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Jona 2011
Politique.Marc Ravalomanana Hanao sonia …

Niala tamin’ny fahanginany Atoa Marc Ravalomanana ary naneho an-tsoratra ny heviny mikasika ny taratasy nosoratan’ny Sekretera mpanatanteraky ny SADC, Dr Tomaz Salomao ny 17 jona 2011 lasa teo, mikasika ny fanitsiana ny sori-dalana hanorenana sy hitantanana ny tetezamita tena izy.

Hamaky ny tohiny
FTT