• Zoma 01 Jolay 2011
Politique.CREM “Tsy mbola fotoan’ny hambompom-pirenena izao”

Potika ny tontolon’ny fihariana rehetra noho ny krizy lavareny. Raha ny fahitan’ny CREM (Cercle de réflexion économique) azy dia tsy ho zaka intsony ny zava-misy eto raha mbola mitohy roa na telo volana izao fahasahiranan’ny seha-pihariana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Jolay 2011
Kmf.Cnoe Manahy ny amin’ny fandrafetana ny lisi-pifidianana ?

Am-perinasa tanteraka ihany koa amin’izao fotoana ny Kmf/Cnoe na ny komitim-pirenena manara-maso ny fifidianana, araka ny nambaran’ny filohany Atoa Razafindrabe Ernest.

Hamaky ny tohiny
FTT