• Alarobia 20 Jolay 2011
Politique.Tanora Gasy Vonona Matahotra ny handeha irery

Tsy mbola mahafantatra izany TGV izany ny any Tolagnaro, indrindra any amin’ireo Kaominina manodidina ny renivohitr’Anôsy, hoy ny fanehoan-kevitry ny olona sendra ny Tia Tanindrazana tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2011
Politique.Rakotovazaha Olivier “Tsy misy fifidianana handeha eo …”

Nampiantso fivoriana tsy ara-potoan’ny Parlemantan’ny tetezamita ny FAT, hirosoana amin’ny fifidianana Kaominaly sy eny anivon’ny Faritra. Manana ny heviny mikasika izany ny Sekretera jeneralin’ny antoko MFM, Rakotovazaha Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2011
Politique.Raharaha BANI Mihamazava ny resaka

Araka ny fanampim-panazavana avy amin’ny fianakavian’ny lietnà-kolonely Charles Andrianasoavina dia tsy araka izay voalaza ny sabotsy teo ireo manamboninahitra nivory teny Andohalo araka ny fitantaran’ny kolonely tamin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2011
Politique.Rajaonah Andrianjaka “Hitsakitsahan’ny Frantsay sy ny FAT ny fiandrianam-pirenena”

Midika ho fanosihosen’ny FAT sy ny Frantsay ny fiandrianampirenena ny fandraisam-pitenenana nataon-dRtoa Yvette Sylla, minisitry ny raharaham-bahiny nandritra ny lanonana nankalazana ny fetim-pirenena frantsay teo, hoy ny filohan’ny Otrikafo, Rajaonah Andrianjaka.

Hamaky ny tohiny
FTT