- Alakamisy 21 Jolay 2011
Politique.Ho avy i Dada Faly sahirana ny zanany
“Ela niandrasana izahay, izay vao ho tonga i Dadanay”.
Hamaky ny tohiny“Ela niandrasana izahay, izay vao ho tonga i Dadanay”.
Hamaky ny tohinyNametra-panontaniana ny amin’ny zava-mitranga ankehitriny ny mpitolona etsy amin’ny Magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohinyRaikitra fa dia hotanterahina rahampitso 22 jolay 2011 ao amin’ny Carlton ny zaikabe nasionaly voalohan’ny antoko MAMAFISOA (Malagasy Mandroso ao anatin’ny Fihavanana sy ny Soatoavina), izay tarihin’Atoa RAJEMISON Rakotomaharo.
Hamaky ny tohinyManao rodobe mitety ny Faritra iva manazava amin’ny vahoaka sy mampahafantatra azy ireo ny zo fototra ananany ireo fikambanana mivondrona eo anivon’ny Ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nitohy teny Ampitatafika, Antananarivo Atsimondrano omaly ny fanetsehana ireo mpikambana fototra eo anivon’ny antoko Tiako I Madagasikara.
Hamaky ny tohiny