Politique

Mifoha ireo mpomba an-dRavalo Manomana ny fiverenany ny ao Moramanga


  • Alarobia 20 Jolay 2011


 Namelona indray ny tsirim-panantenana tao amin’ireo mpomba ny filoha Marc Ravalomanana ny fanapahan-kevitra navoakan’ny Filankevi-pilaminan’ny Vondrona Afrikanina tao Addis Abeba ny 12 jolay teo, nanamafy ny fanapahana noraisin’ireo filoham-pirenena eo anivon’ny SADC nivory tao Sandton ny 12 jona 2011, milaza fa miverina an-tanindrazana tsy misy fepetra ireo sesitany politika, anisan’izany ny filoha Marc Ravalomanana. Vokatr’io, fantatra izao fa ho in-telo isan-kerinandro ny hetsiky ny mpomba ny ankolafy Ravalomanana ao Moramanga, raha somary nangingina teo aloha teo. Nanomboka ny alatsinainy teo, dia mifamotoana ao amin’ny Tiko Moramanga izy ireo isaky ny alatsinainy, alarobia ary zoma, mba hifampitam-baovao sy ho fanomanana ny fitsenana ny filoha Ravalomanana amin’ny fiverenany an-tanindrazana.

 

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT