- Talata 19 Jolay 2011
Politique.RAJEMISON Rakotomaharo “Henatra ho antsika ny zava-miseho”
Miomana hiatrika ny kongresiny voalohany ny antoko MAMAFISOA. Tonga eto an-toerana hitarika izany ny filoha nasionaliny, RAJEMISON Rakotomaharo. Nisy ny tafa fohy nifanaovana taminy, mikasika ny raharaham-pirenena ankapobeny.
Hamaky ny tohiny
