- Alakamisy 21 Jolay 2011
Politique.Rabesa Zafera Antoine Tokony hiala rehefa tsy mahavaha olana !
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nahoraka teto an-drenivohitra ny fisiana fanafihana fiara teny Tsimbazaza teny, omaly, nanodidina ny tamin’ny roa tolakandro, ka nahavery ny vola ana miliara voalaza fa tokony handoavana karama sy fanampiana sarandalan’ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita.
Hamaky ny tohinyHo an’ny antoko Avotra ho an’ny Firenena dia tsy mazava mihitsy ny lalan-kizoran’i Madagasikara amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fanetsehan’ny Birao politikan’ny Tiako I Madagasikara ireo mpikambana fototra, amin’ny fiomanana amin’ny fiverenan’ny filoha Marc Ravalomanana sady filoha mpanorina ny antoko ary koa ho fiatrehana ny fifidianana ho avy.
Hamaky ny tohiny«Na zanak’i Dada na izay nahatsiaro tena ho sahirana dia miandrandra ny fiverenan’i Dada avokoa», hoy i Nenifara solontenan’ny vehivavy TIM tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly
Hamaky ny tohiny