• Alarobia 20 Jolay 2011
Politique.Andry Rajoelina tao Toamasina Tsy nahajery ilay Lapan’ny tanàna

Niezaka nitety ireo toerana misy fanorenana fotodrafitrasa nampanantenaina fa hamboarina ao Toamasina i Andry Rajoelina ny sabotsy 16 jolay teo, fotoana nijanonana tao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2011
Politique.Tsy milamina i Toamasina Olona maty etsy, loza eroa…

Ny faran’ny herinandro teo iny no nitrangan’ireto vaovao momba ny olona maty sy loza samy hafa ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2011
Politique.Firenena mahantra Miady laharana amin’i Afghanistan i Madagasikara

72%-n’ny Malagasy, izany hoe mponina telo amin’ny efatra no miaina amin’ireny trano tsizarizary ireny, araka ny fanadihadiana nataon’ny Firenena Mikambana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2011
Politique.GTT International “Aza atao takalon’aina ny Malagasy 20 tapitrisa !”

Manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena dia nisy ny taratasy misokatra nalefan’ny vondrona Malagasy tia tanindrazana (GTT International) any amin’ireo tompon’andraiki-panjakana frantsay.

Hamaky ny tohiny
FTT