- Zoma 22 Jolay 2011
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina “Tereo ny mpanao politika hifanaraka !”
Mifamahofaho be ihany ny fandehan’ny raharaham-pirenena ankehitriny. Ny eo amin’ny fitondrana misisika hikarakara fifidianana, ny ivelan’ny fitondrana indray miandry ny fampiharana ny fehin-kevitra tapak’ireo filoham-panjakana eo anivon’ny SADC nivory tao Sandton, izay nohamafisin’ny CPS/UA tany Addis Abeba. Fivoriana etsy fivoriana eroa, eo ihany koa ny antso ataon’ny mpanao politika. Mby aiza ny raharaha ankehitriny ? Nisy ny dinidinika nifanaovana tamin’i Fetison Rakoto Andrianirina.
Hamaky ny tohiny
