• Alakamisy 11 Aogositra 2011
Politique.Plate forme des Associations Pro-Ravalomanana Mitarika azy ny Vehivavy MFM

Vato 32 tamin’ireo 42 nanan-kery no azon-dRamatoa Rasoaniaina Malalatiana avy amin’ny Vehivavy MFM ka nahalany azy ho filoha mitantana ny Plateforme des Associations Pro-Ravalomanana na ny vondron’ireo fikambanana manohana an-dRavalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2011
Politique.Ministeran’ny Atitany Dia niandry vasoka avokoa ny rehetra

Vory lanona tetsy Anosy avokoa omaly maraina ny mpiasan’ny ministeran’ny atitany notarihan’ny minisitra Rakotoarisoa Florent niandry ny fahatongavan’ny filohan’ny FAT, Andry Nirina Rajoelina, izay nambara tamin’ny haino amanjerim-panjakana fa hanolotra fitaovana fanaovana kara-panondrom-pirenena, entina hiatrehana ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2011
Politique.Fivorian’ny Parlemantera Miaka-midina ny volavalan-dalàna

Miaka-midina ara-bakiteny eny amin’ny Lapan’ny Tsimbazaza sy ny Lapa Maitso Anosikely ireo volavolan-dalàna dinihan’ireo parlemanteran’ny fitondrana FAT ao anatin’ny fivoriana tsy ara-potoanan’izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2011
Politique.Lisi-pifidianana Tsy mampiraika ny olona satria ...

Na tamin’ny haino aman-jery na tamin’ireo gazety mpiseho isan’andro dia samy nahitana sy nandrenesana fa hatreto dia malaina amin’ny fijerena ny anarany ao anatin’ny lisi-pifidianana eny amin’ny Fokontany ny olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2011
Politique.Raharaha 2009 Hotsaraina rahampitso Ralitera

Hiakatra fitsarana indray rahampitso Ralitera Andrianandraina, Talen’ny fiarovana teo anivon’ny HCC sy ireo mpitandro ny filaminana hafa mpiara-miasa aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2011
Politique.Zakahely Boniface “Tsy ho azon’ny TGV ny «Maire»-n’Antananarivo !”

“Tsy mbola nahita lalam-pifidianana ratsy noho iny mikasika ny fifidianana rejionaly sy faritra vao nolanian’ny Kongresy tamin’ny herinandro lasa teo iny aho hatramin’izay naha-solombavambahoaka ahy hatramin’ny 1998 ”, hoy ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita Zakahely Boniface.

Hamaky ny tohiny
FTT