- Talata 09 Aogositra 2011
Politique.Camille Mektoub Roa ny mpanohitra ny fitondrana FAT
Mazava ny fanamarihana avy amin’ny mpitari-tolona Camille Mektoub ankolafy Zafy Albert tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohinyMazava ny fanamarihana avy amin’ny mpitari-tolona Camille Mektoub ankolafy Zafy Albert tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohinyMiha nahazo vahana ny fanosena ny zon’olombelona ankehitriny, indrindra ao anatin’izao krizy izao.
Hamaky ny tohinyAorian’ny fivorian’ny SADC any Luanda renivohitr’i Angola ny 16 sy 17 aogositra ho avy izao, raha tsy misy ny fiovana farany vao mety ho fantatra indray ny daty hiverenan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana an-tanindrazana, ny fomba hanatanterahana izany ary ireo fepetra rehetra tsy maintsy raisina.
Hamaky ny tohinyMbola nasiana lanonam-panokafana ofisialy indray omaly ny fanombohan’ny fivoriana tsy ara-potoana faharoan’ireo parlemanta roa tonta teny Tsimbazaza sy tetsy Anosikely.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny tolona eny an-kianja, toy ny eny amin’ny Magro dia manao karazana dinik’asa eny anivon’ny faritra ny antoko MFM izay eo anivon’ny ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny