- Zoma 12 Aogositra 2011
Politique.Ralitera Andrianandraina Afaka tanteraka amin’izay !
Sazy herintaona an-tranomaizina no didy navoakan’ny fitsarana omaly mahakasika an-dRalitera Andrianandraina.
Hamaky ny tohinySazy herintaona an-tranomaizina no didy navoakan’ny fitsarana omaly mahakasika an-dRalitera Andrianandraina.
Hamaky ny tohinyEfa tena ketraka tanteraka ny vahoaka Malagasy noho ny krizy lavareny, araka ny fahitan’ny profesora Ranjeva Raymond azy.
Hamaky ny tohinySamy nananika Lapa, araka ny tantara malagasy sy vahoaka Malagasy ny hetsika tamin’ny 10 aogositra 1991 sy ny 7 febroary 2009, hoy i Alain Ramaroson.
Hamaky ny tohinyTena ilaina ny fifidianana satria hiverenana ao anatin’ny maha ara-dalàna antsika izany, hoy ny Rakotoniriana Jean Claude, mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita sady mambra birao politikan’ny Leader Fanilo tafaresaka fohy tamin’ny Tia Tanindrazana.
Hamaky ny tohinyRaha araka ny fanambarana am-bava sy an-tsoratra nataon’ny Princesse Yasmine, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita dia itrangana olana ara-piarahamonina noho ny fampiharana ny dina ny any amin’ny faritr’i Melaky iny amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyMihozongozona amin’ny toerany ny Tale jeneralin’ny SPAT Toamasina.
Hamaky ny tohiny