- Talata 09 Aogositra 2011
Politique.Samihary Floriot Tokony hisy Fampihavanana eto Madagasikara
Miteraka resabe etsy sy eroa ankehitriny ny filazan’ny filohan’ny FAT fa hosarahana indray ny fifidianana Kaominaly sy Faritra na dia efa nolanian’ireo mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita tetsy Tsimbazaza aza ny volavolan-dalàna natolotra azy ireo amin’ny fanambarana ireo fifidianana ireo.
Hamaky ny tohiny
