- Alakamisy 11 Aogositra 2011
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina “Hirotsaka ho mpanelanelana aho”
«Hitady vahaolana no nisian’ny fifampiresahana hatramin’izay na teto na tany ivelany ka noho izany tokony hisy lalana hahafahana hivoaka amin’ity krizy ity eto amintsika», hoy Atoa Fetison Rakoto Andrianirina nandritra ny valandresaka notanterahany omaly tetsy amin’ny Carlton Anosy.
Hamaky ny tohiny
