- Talata 06 Septambra 2011
Politique.Tetezamita Mitaky ny fametraham-pialan’i Andry Rajoelina ny FRDL
Tapitra ny fe-potoana nomen’ny Troika, hoy ny FRDL (Front Républicain Démocrate Légaliste) tarihin’i Ambroise Ravonison.
Hamaky ny tohinyTapitra ny fe-potoana nomen’ny Troika, hoy ny FRDL (Front Républicain Démocrate Légaliste) tarihin’i Ambroise Ravonison.
Hamaky ny tohinyRaha nanambara ny filohan’ny FAT, Andry Rajoelina, ny 31 aogositra lasa teo fa hotanterahana ato ho ato ny sonian’ny sori-dalana na misy na tsy misy SADC, dia niova indray izany ka lasa hiandry ireo Troïka indray amin’ny fanapahan-kevitra farany.
Hamaky ny tohinyRaha ny tokony ho izy dia amin’ny alatsinainy heriny no alatsinany farany hivoriantsika ato amin’ny Magro, hoy i Rostand mpanolontsaim-paritr’Ihorombe, fa rehefa mivory aorian’izay isika dia any an-toeran-kafa.
Hamaky ny tohinyTamin’ny teny tsotra nefa hentitra no nilazan’Atoa Marc Ravalomanana fa izy no filohan’ny antoko Tiako I Madagasikara hatramin’ny tsy naha filoham-pirenena azy intsony, ary anisan’ny nanangana ny antoko ihany koa.
Hamaky ny tohinyManana tombony amin’ny resaka serasera, fifandraisana amin’ny any ivelany ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana raha ny zava-nitranga tato anatin’ny telo taona latsaka kely izay no jerena.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny