Politique

Ho avy ny iraky ny Troika Haneho ny heriny koa ny Ankolafy Telo


  • Talata 06 Septambra 2011

Raha ny tokony ho izy dia amin’ny alatsinainy heriny no alatsinany farany hivoriantsika ato amin’ny Magro, hoy i Rostand mpanolontsaim-paritr’Ihorombe, fa rehefa mivory aorian’izay isika dia any an-toeran-kafa.

 Ho hitan’ny Troïka amin’izay isika ka tongava maro, hoy izy nanentana ireo mpiara-dia aminy. Fotoana hampisehoana ny herin’ny Ankolafy 3 sy ny Rodobe amin’io herinandro io, hoy ny Depioten’Arivonimamo teo aloha Rakotomanjato Rodin nanohy izay. Hahita ny zava-misy mivantana ireo Troïka ireo, hoy izy. Efa nambara tamin’ireo firenen-dehibe fa tsy izy ny FAT, hoy ny depioten’i Vavatenina, teo aloha Zafilahy Stanislas. Rehefa izay dia nanentana ireo mpiara-mitolona ny tenany mba ho tonga maro eny an-kianja hatrany, toy ny hetsika fanao isaky ny sabotsy, amin’ny herinandro ambony. Tandremo anefa fa rehefa manao zavatra iray ka tsy mety ny zanany dia any amin’ny Dadany no mianjera ny rihitra, hoy izy.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT