Politique

Rina Andriamandavy VII «Mbola manohana an-dRavalomanana izahay»


  • Talata 06 Septambra 2011


 Tsy mba nisalasala toa ireo namany minisitra roalahy i Rina Andriamandavy VII raha nanontanian’ny mpanao gazety amin’ny hoe : «mbola manohana an-dRavalomanana ianareo sa tsia ?». Mbola miaraka amin-dRavalomanana tokoa izahay, hoy izy, manohana azy hatramin’ny farany ihany koa, na mody izy na mijanona any ivelany any. Tsy afaka hihambo kosa anefa  ny tena fa hoe nahazo tso-drano avy aminy amin’izao lalan-kizorana fitadiavana fivoahana amin’ny krizy izao. Tena tsy nahazo tso-drano izahay, hoy izy nefa  tsy voaroaka koa. Tena nisy mantsy ireo mpikambana voaroaka tao amin’ny antoko Tiako i Madagasikara mbola nitambabe araka ny fanamarihana nomen’ity mpandrindra nasionalin’ny Tanora TIM teo aloha ity ary minisitry ny fizahantany ao amin’ny governemantan’ny FAT ankehitriny.

 

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT