• Alakamisy 08 Septambra 2011
Politique.Pastera Edouard Tsarahame Misy aretin-tsonia eto Madagasikara

Misy aretin-tsonia eto Madagasikara nefa tsy fantatra hoe rahoviana no ho tonga ny fanafody hoentin’ny Troika sy ny Sadc, hoy ny Pastera Edouard Tsarahame tetsy an-kianjan’ny Finoana Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2011
Politique.Rostand Randriampilamanana ”Roa andro eto dia milamina raha miala Rajoelina”

Tsy olana raha maika ianao Rajoelina, ampiharo ny tapaka tany ivelany ireny na mialà, fa raha miala ianao dia roa andro ny tany dia milamina, hoy ny mpanolotsaim-paritr’Ihorombe Rostand Randriampilamanana, tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly alarobia 7 septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2011
Politique.Magro Behoririka Niboridana ny GMMR

Vao niseho masoandro dia naboridan’ny Magro tanteraka ny GMMR. Samy nanisy teny mikasika azy ity avokoa ireo mpandahateny rehetra tao an-kianjan’ny Magro Behoririka ary saika nanamafy ny fanalavan-teny nomen’ny gazety mpivoaka isan’andro iray manao hoe : “Groupement Mpamadika an’i Marc Ravalomanana” avokoa izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2011
Politique.Tsimbazaza Nifandray vozon’akanjo ny samy Escopol

Lasa ringa ilay Lapan’ny demokrasia eny Tsimbazaza. Niafara tamin’ny fifandraisana vozon’akanjo mba hilazana fa rafitra totohondry toy ny mpiady an-tsena ireo mpikambana ao amin’ny Escopol omaly tokony ho tamin’ny 4 ora sy sasany tolakandro raha toa ka tonga hifampidinika.

Hamaky ny tohiny
FTT