- Alarobia 07 Septambra 2011
Politique.Raharaha Soatalily Afaka madiodio ireo voampanga
Tontosa omaly talata 06 septambra, rehefa nihemotra matetika, ny fitsarana ny raharaha Soatalily.
Hamaky ny tohinyTontosa omaly talata 06 septambra, rehefa nihemotra matetika, ny fitsarana ny raharaha Soatalily.
Hamaky ny tohinyNaneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena sy nanome soso-kevitra hialana amin’ny krizy eto amitsika Ramarokoto Julien Fidinahary, mpanolotsaina ao amin’ny antoko TGV, efa talen’ny kabinetran’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena teo aloha.
Hamaky ny tohinyNanoloana ny fiantsoan’ny Cnosc azy ireo omaly takariva dia nivory tao amin’ny foiben-toeran’ny antoko Tiako i Madagasikara tao Bel’Air ny maraina ireo lohandohan’ny mpisorona ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyNy 2 febroary 2010 no namoahan’ny tranonkala Wikileaks (http://wikileaks.org/cable/2010/02/10ANTANANARIVO56.html) vaovao momba ny raharahan’i Madagasikara, mahakasika indrindra ny diplaomasia iraisam-pirenena atao eto Madagasikara manoloana izao krizy izao.
Hamaky ny tohinyNamaivay omaly tetsy amin’ny Magro Behoririka ny fanoherana ny tetikadin’ny Frantsay eto amintsika.
Hamaky ny tohinyTsy hitako izay hamaliana izany hoe manao fitan-droa izany izahay fa tany amin’ny fifanarahan’i Maputo dia efa voasoratra ny hoe fiverenan’ireo sesitany any ivelany, hoy izy.
Hamaky ny tohiny