- Talata 06 Septambra 2011
Politique.Sonia ny tondrozotra Izay tsy miteny tsy namako !
Manao ranolava ny fanambarana fahavononana hanao sonia ny sori-dalana (?) avy amin’ireo vondrona nanao rangopohy teny Ivato tamin’ny martsa 2011, taorian’ny fanambarana nataon’i Andry Rajoelina ny 31 aogositra teo fa hiroso amin’ny fanaovan-tsonia na misy na tsy misy SADC.
Hamaky ny tohiny
