- Alatsinainy 05 Septambra 2011
Politique.Antoko TGV Manaiky ny fanovana rehetra ao amin’ny sori-dalana
Efa ela no niandrasana ny antso amin’ny fanatanterahana ny sonia farany an’ilay tondrozotra hivoahana amin’ny krizy ka tonga ihany izany ankehetriny, hoy Rtoa Lanto Rakotomavo, Sekretera nasionalin’ny antoko TGV.
Hamaky ny tohiny
