• Alakamisy 08 Septambra 2011
Politique.Hery Politika Mitambatra Samy naneho ny tanjany

Ifandroritan-kevitra ihany koa ao amin’ny HPM ankehitriny. Samy nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny HPM tarihan’Atoa Ndremanjary Jean André sy ny tariky ny profesora Ralison Roger omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2011
Politique.Andrianiarifera Malalaniaina «Mampandroso ny TIM ny fahasamihafan’ny hevitra”

Anisan’ny mpitarika nandritra ny taona maro ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) tao Toamasina i Andrianiarifera Malalaniaina. Milaza fa mbola TIM izy saingy elatra Raharinaivo. Nisy ny resaka nifanaovan’ny Tia Tanindrazana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2011
Politique.Jirama Mitohy ny delestazy, ny mpitondra migalabona

Raha nambara fa tamin’ny sabotsy 03 septambra teo no tokony hifarana ny fahatapahan’ny herinaratara dia mitohy hatramin’izao izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2011
Politique.Andry Rajoelina Manana iray volana hanapahan-kevitra

Efa nofinofy sisa raha ny hahavitan’ny fifidianana amin’ity taona ity. Fifidianana iray monja io resahana io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2011
Politique.Fanolorana mariboninahi-pirenena Mbola maty vao Ramalala hatrany ny eto amintsika

Mbola baraingo ny hoavin’ireo olona 4 ao amin’ny ministeran’ny mponina, nieren-doza tany Soanierana Ivongo ny alahady 28 septambra 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2011
Politique.Raharaham-pirenena Niala tamin’ny fahanginany ireo mpanao politika ao Tolagnaro

Efa mampiteny ny moana ny raharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT