Politique

Dr Hery Raharisaina Ny toe-draharaha misy no hamaritra ny olona hotohananay


  • Talata 06 Septambra 2011

Tsy hitako izay hamaliana izany hoe manao fitan-droa izany izahay fa tany amin’ny fifanarahan’i Maputo dia efa voasoratra ny hoe fiverenan’ireo sesitany any ivelany, hoy izy.

 Izahay koa dia anisan’ny namolavola an’ilay sori-dalana narafitra teny Ambohimanambola. Ny anay dia lalana fitadiavana ny tsy hiverenan’i Madagasikara amin’ny krizy miverimberina intsony ity arahanay ity ary ho tonga any amin’ny tanjona hoe : ahoana no ahazoana manao fifidianana marina sy mangarahara ? Lazao ny eny amin’i Magro hoe : iza no nahavita be teo amin’ny tolona ? Izahay tsy mivadibadika izany. Tsy namaly nivantana ny fanontaniana napetraky ny mpanao gazety taminy ny mbola anohanany na tsia ny Filoha Marc Ravalomanana kosa ity dokotera lasa minisitry ny FAT ity rehefa tafaverina an-tanindrazana izy. Nambarany fa ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena no hamaritra izany.

 

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT